2 Tantara 34:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nomen’ny mpanjaka an’izao baiko izao i Hilkia, sy Ahikama+ zanak’i Safana, sy Abdona zanak’i Mikaia, sy Safana mpitan-tsoratra, ary Asaia mpanompon’ny mpanjaka:
20 Dia nomen’ny mpanjaka an’izao baiko izao i Hilkia, sy Ahikama+ zanak’i Safana, sy Abdona zanak’i Mikaia, sy Safana mpitan-tsoratra, ary Asaia mpanompon’ny mpanjaka: