32 Nasainy nanaiky an’izay voalazan’ilay fifanekena koa ny olona rehetra tany Jerosalema sy tany amin’ny tanin’i Benjamina. Ary ny mponin’i Jerosalema dia nanaraka an’izay voalazan’ilay fifanekena nataon’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny razambeny.+