2 Tantara 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia vita daholo ny fiomanana. Samy nijoro teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, fa ny Levita kosa nijoro teo amin’ny fizarana nisy azy avy,+ araka ny didin’ny mpanjaka.
10 Dia vita daholo ny fiomanana. Samy nijoro teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, fa ny Levita kosa nijoro teo amin’ny fizarana nisy azy avy,+ araka ny didin’ny mpanjaka.