-
2 Tantara 35:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Avy eo dia nanomana ny sakafon’ny Paska ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona koa ny Levita. Ny mpisorona taranak’i Arona mantsy mbola nanolotra ny fanatitra dorana sy ny tavin’ireo sorona, mandra-pahalin’ny andro. Koa nanomana ny sakafon’ny Paska ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona taranak’i Arona ny Levita.
-