24 Koa nentin’ny mpanompony niala teo amin’ny kalesy izy, ka nampitaingenin’izy ireo ny kalesy faharoa fitondrany miady, ary nentiny nankany Jerosalema. Dia maty i Josia ka nalevina tao amin’ny fasan-drazany.+ Ary nisaona azy daholo i Joda sy Jerosalema.