Ezra 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanakarama mpanolo-tsaina hanohitra azy ireo koa izy ireny+ tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Kyrosy mpanjakan’i Persa, ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa, mba tsy ho tanteraka ilay tetikasa. Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1986, p. 7
5 Nanakarama mpanolo-tsaina hanohitra azy ireo koa izy ireny+ tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Kyrosy mpanjakan’i Persa, ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa, mba tsy ho tanteraka ilay tetikasa.