-
Ezra 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Aza sakantsakanana ny asa ao amin’io tranon’Andriamanitra io. Fa hanorina indray ny tranon’Andriamanitra eo amin’ny toerany taloha ny governora sy ny anti-panahin’ny Jiosy.
-