Ezra 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, manao ny rariny ianao,+ satria mbola misy miangana izahay ka mbola velona hatramin’izao. Koa indreto izahay meloka eto anatrehanao, na dia tsy tokony hijoro eto anatrehanao aza izahay noho izay nataonay.”+
15 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, manao ny rariny ianao,+ satria mbola misy miangana izahay ka mbola velona hatramin’izao. Koa indreto izahay meloka eto anatrehanao, na dia tsy tokony hijoro eto anatrehanao aza izahay noho izay nataonay.”+