-
Nehemia 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia hoy ny mpanjaka tamiko: “Fa maninona ianao no maloka endrika, nefa ianao tsy marary? Misy zavatra mampalahelo ny fonao mihitsy!” Dia natahotra be aho.
-