-
Nehemia 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nifoha tamin’ny alina aho, ary nitondra lehilahy vitsivitsy. Ary tsy nolazaiko tamin’iza na iza izay zavatra nataon’Andriamanitro tao am-poko mba hatao amin’i Jerosalema. Tsy nitondra biby afa-tsy ilay nitaingenako aho tamin’izay.
-