Nehemia 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia notantaraiko tamin’izy ireo fa efa nanampy ahy ny tanan’Andriamanitro.+ Noresahiko taminy koa ny tenin’ny mpanjaka tamiko.+ Dia hoy izy ireo: “Andao àry isika hanorina ny manda.” Koa nifampahery* izy ireo mba hanao an’ilay asa.+
18 Dia notantaraiko tamin’izy ireo fa efa nanampy ahy ny tanan’Andriamanitro.+ Noresahiko taminy koa ny tenin’ny mpanjaka tamiko.+ Dia hoy izy ireo: “Andao àry isika hanorina ny manda.” Koa nifampahery* izy ireo mba hanao an’ilay asa.+