Nehemia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha+ i Joiada zanak’i Pasea sy Mesolama zanak’i Besodia. Nataon’izy ireo ny tolàna, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny. Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha+ i Joiada zanak’i Pasea sy Mesolama zanak’i Besodia. Nataon’izy ireo ny tolàna, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.