-
Nehemia 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia mbola naorinay ihany ny manda, ka vitanay hatreo amin’ny antsasaky ny haavony izy manontolo. Ary niasa tamin’ny fony manontolo foana ny olona.
-