-
Nehemia 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Iray ra ihany izahay sy ny rahalahinay,* ary hoatran’ny zanak’izy ireo ihany ny zanakay. Izahay anefa voatery mivarotra ny zanakay lahy sy ny zanakay vavy ho andevo, ary ny zanakay vavy sasany aza efa lasa andevo mihitsy.+ Tsy afa-manoatra anefa izahay, satria efa lasan’olona ny sahanay sy ny tanimboalobokay.”
-