Nehemia 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Tsarovy izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ry Andriamanitro ô! Tsarovy koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.” Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:14 Fandalinana, Boky 2,
14 “Tsarovy izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ry Andriamanitro ô! Tsarovy koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.”