29 Nanohana an’ireo rahalahiny izy ireo, izany hoe nanohana an’ireo olona ambony ireo. Niozona koa izy ireo sady nianiana fa hankatò ny Lalàn’Andriamanitra nampitainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony, sy hanaraka tsara ny didy rehetra sy ny didim-pitsarana ary ny fitsipik’i Jehovah Tomponay.