-
Nehemia 12:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia nentiko niakatra teny an-tampon’ny manda ny andrianan’ny Joda. Nanendry antoko-mpihira roa mpanao hira fisaorana aho, ary nisy olona be dia be nasaiko nanaraka tao aorianan’ny antokony tsirairay. Dia nandeha niankavanana teo ambony manda ny antokony iray, nankany amin’ny Vavahadin’ny Lavenona Misavovona.+
-