-
Nehemia 12:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Farany dia nijanona nanoloana ny tranon’ilay tena Andriamanitra ireo antoko-mpihira roa mpanao hira fisaorana. Nijanona teo koa izaho sy ny antsasaky ny solontenam-panjakana niaraka tamiko,
-