Nehemia 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Taloha ela be mantsy, izany hoe tamin’ny andron’i Davida sy Asafa, dia nisy ny atao hoe mpitarika ny* mpihira, sy mpitarika ny hira fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra.+
46 Taloha ela be mantsy, izany hoe tamin’ny andron’i Davida sy Asafa, dia nisy ny atao hoe mpitarika ny* mpihira, sy mpitarika ny hira fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra.+