47 Ary tamin’ny andron’i Zerobabela+ sy Nehemia, dia nomen’ny Israely rehetra ny anjaran’ny mpihira+ sy mpiandry vavahady,+ araka izay nilainy isan’andro. Natokan’izy ireo koa ny anjaran’ny Levita,+ ary natokan’ny Levita kosa ny anjaran’ny taranak’i Arona.