Nehemia 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia tonga teto Jerosalema aho, ka nahita ny zavatra ratsy be nataon’i Eliasiba.+ Nisy efitra fitehirizana entana efa navelany hampiasain’i Tobia+ mantsy teo an-tokotanin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.
7 Dia tonga teto Jerosalema aho, ka nahita ny zavatra ratsy be nataon’i Eliasiba.+ Nisy efitra fitehirizana entana efa navelany hampiasain’i Tobia+ mantsy teo an-tokotanin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.