Nehemia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hitako koa fa tsy nomena an’ireo Levita+ ny anjarany,+ ka lasa nandeha niasa tany amin’ny sahany daholo ny Levita sy ny mpihira nanao ny fanompoana.+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Hitako koa fa tsy nomena an’ireo Levita+ ny anjarany,+ ka lasa nandeha niasa tany amin’ny sahany daholo ny Levita sy ny mpihira nanao ny fanompoana.+