Nehemia 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia noteneniko mafy ny solontenam-panjakana+ hoe: “Fa maninona no dia natao tsirambina ny tranon’ilay tena Andriamanitra?”+ Dia novoriko ny Levita ka notendreko hanao ny andraikiny indray. Nehemia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:11 w13 15/8 4-5 Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:11 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2013, p. 4-5
11 Dia noteneniko mafy ny solontenam-panjakana+ hoe: “Fa maninona no dia natao tsirambina ny tranon’ilay tena Andriamanitra?”+ Dia novoriko ny Levita ka notendreko hanao ny andraikiny indray.