Estera 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nosoratan’i Mordekay+ ireny zava-nitranga ireny. Ary nandefasany taratasy ny Jiosy rehetra tany amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka, na ny lavitra na ny akaiky.
20 Dia nosoratan’i Mordekay+ ireny zava-nitranga ireny. Ary nandefasany taratasy ny Jiosy rehetra tany amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka, na ny lavitra na ny akaiky.