Joba 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Na teo aza anefa izany rehetra izany, dia tsy nanota i Joba sady tsy nanome tsiny an’Andriamanitra mihitsy.*
22 Na teo aza anefa izany rehetra izany, dia tsy nanota i Joba sady tsy nanome tsiny an’Andriamanitra mihitsy.*