Joba 42:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa notahin’i Jehovah ireo taona faramparany niainan’i Joba, mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Dia nanjary nanana ondry 14 000, sy rameva 6 000, sy omby 2 000* ary ampondravavy 1 000 izy.+ Joba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 42:12 w98 1/5 30 Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:12 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1998, p. 30-31
12 Koa notahin’i Jehovah ireo taona faramparany niainan’i Joba, mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Dia nanjary nanana ondry 14 000, sy rameva 6 000, sy omby 2 000* ary ampondravavy 1 000 izy.+