Salamo 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noho ny ataon’ireo manohitra anao,Dia avy amin’ny vavan’ny ankizy sy ny zaza+ no ampisehoanao ny herinao,Mba hampangina ny fahavalo sy ny mpamaly faty. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:2 ijwbq lahatsoratra 146; cf 101 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:2 “Hanara-dia,” p. 101 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 146
2 Noho ny ataon’ireo manohitra anao,Dia avy amin’ny vavan’ny ankizy sy ny zaza+ no ampisehoanao ny herinao,Mba hampangina ny fahavalo sy ny mpamaly faty.