Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+