Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+
7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+