Salamo 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ataovy izay handehanako amin’ny fahamarinanao ary ampianaro aho,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy. ו [Vao] Ianao no antenaiko tontolo andro.
5 Ataovy izay handehanako amin’ny fahamarinanao ary ampianaro aho,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy. ו [Vao] Ianao no antenaiko tontolo andro.