Salamo 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako ireo manohitra ahy tsy amin’antony;Aza avela hifanao pimaso ireo ratsy saina+ mankahala ahy tsy amin’antony.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 35:19 w06 15/5 20 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:19 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2006, p. 2015/11/1986, p. 21
19 Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako ireo manohitra ahy tsy amin’antony;Aza avela hifanao pimaso ireo ratsy saina+ mankahala ahy tsy amin’antony.+