Salamo 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+ Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela) Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+ Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela)