Salamo 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nanantena mafy* an’i Jehovah aho,Dia nanongilan-tsofina* nihaino ahy izy ka naheno ny antso vonjy nataoko.+
40 Nanantena mafy* an’i Jehovah aho,Dia nanongilan-tsofina* nihaino ahy izy ka naheno ny antso vonjy nataoko.+