Salamo 43:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hankeo amin’ny alitaran’Andriamanitra+ aho,Dia any amin’Andriamanitra, ilay manome fifaliana be ho ahy. Ary hidera anao amin’ny harpa+ aho Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitro.
4 Dia hankeo amin’ny alitaran’Andriamanitra+ aho,Dia any amin’Andriamanitra, ilay manome fifaliana be ho ahy. Ary hidera anao amin’ny harpa+ aho Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitro.