Salamo 50:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ahy ny bibidia rehetra any an’ala,+Na dia ny bibidia eny amin’ireo tendrombohitra arivo aza.