Salamo 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa nanao an’izany rehetra izany ianao, dia nangina tsy niteny aho,Ka nieritreritra ianao hoe hoatr’anao ihany aho. Hananatra anao anefa aho izao,Ary hilaza an’izay hiampangako anao.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 50:21 w10 15/10 3-4 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:21 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2010, p. 3-4
21 Rehefa nanao an’izany rehetra izany ianao, dia nangina tsy niteny aho,Ka nieritreritra ianao hoe hoatr’anao ihany aho. Hananatra anao anefa aho izao,Ary hilaza an’izay hiampangako anao.+