Salamo 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa manafika* ahy ny olombelona mety maty. Tsy mitsahatra miady amiko sy mampijaly ahy izy ireo tontolo andro.
56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa manafika* ahy ny olombelona mety maty. Tsy mitsahatra miady amiko sy mampijaly ahy izy ireo tontolo andro.