Salamo 56:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Andriamanitra no itokisako, ka tsy matahotra aho.+ Inona moa no azon’izay olombelona atao amiko?+