Salamo 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanjavona toy ny rano be mora ritra anie izy ireo! Enga anie Izy hanomana* ny tsipìkany, ka hampidaraboka azy ireo amin’ny zana-tsipìkany! Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 58:7 w06 1/6 10 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 58:7 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2006, p. 10
7 Hanjavona toy ny rano be mora ritra anie izy ireo! Enga anie Izy hanomana* ny tsipìkany, ka hampidaraboka azy ireo amin’ny zana-tsipìkany!