Salamo 62:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandra-pahoviana ianareo no hamely olona mba hahafaty azy?+ Mampidi-doza hoatran’ny manda mitongilana ianareo rehetra,* hoatran’ny manda vato efa hirodana.
3 Mandra-pahoviana ianareo no hamely olona mba hahafaty azy?+ Mampidi-doza hoatran’ny manda mitongilana ianareo rehetra,* hoatran’ny manda vato efa hirodana.