Salamo 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anaoMba hipetraka eo an-tokotaninao.+ Hahafa-po anay ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ny tempolinao masina.*+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 65:4 w24.03 8 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 65:4 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2024, p. 8
4 Sambatra izay fidinao sy asainao manatona anaoMba hipetraka eo an-tokotaninao.+ Hahafa-po anay ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ny tempolinao masina.*+