Salamo 65:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ry Andriamanitra mpamonjy anay ô,Hamaly ny fangatahanay ianao, ka hanao zavatra miavaka+ ho fampiharana ny rariny.Ianao ilay Itokisan’ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany+Sy ireo any an-dranomasina lavitra.
5 Ry Andriamanitra mpamonjy anay ô,Hamaly ny fangatahanay ianao, ka hanao zavatra miavaka+ ho fampiharana ny rariny.Ianao ilay Itokisan’ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany+Sy ireo any an-dranomasina lavitra.