Salamo 65:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rakotra ahi-maitso* foana ny kijana any an-tany efitra,+Ary miakanjo fifaliana ny havoana.+