-
Salamo 71:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ho avy hilaza ny asa nataonao tamin’ny herinao aho,
Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô!
Hiresaka momba ny fahamarinanao aho, dia ny anao irery ihany.
-