Salamo 74:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nierona tao amin’ny toerana fihaonana aminao ny fahavalonao.+ Natsangan’izy ireo tao ny saina keliny, mba ho famantarana.
4 Nierona tao amin’ny toerana fihaonana aminao ny fahavalonao.+ Natsangan’izy ireo tao ny saina keliny, mba ho famantarana.