Salamo 77:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nandrotsaka orana ny rahona. Nikotrokotroka ny lanitra feno rahona,Ary nisidina teny rehetra teny ny zana-tsipìkanao.+
17 Nandrotsaka orana ny rahona. Nikotrokotroka ny lanitra feno rahona,Ary nisidina teny rehetra teny ny zana-tsipìkanao.+