Salamo 84:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo andro any an-toeran-kafa!+ Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’ny Andriamanitro,Toy izay hipetraka ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 84:10 w97 15/3 9 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 84:10 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1997, p. 9
10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo andro any an-toeran-kafa!+ Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’ny Andriamanitro,Toy izay hipetraka ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.