Salamo 89:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+Na hanova ny teny efa nolazaiko.+