Salamo 97:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Dia izay mirehareha ny amin’ireo andriamaniny tsy misy dikany.+ Miankohofa eo anatrehany,* ry andriamanitra rehetra!+ Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 97:7 Fandalinana, Boky 1,
7 Ho menatra izay rehetra manompo sary sokitra,+Dia izay mirehareha ny amin’ireo andriamaniny tsy misy dikany.+ Miankohofa eo anatrehany,* ry andriamanitra rehetra!+