Salamo 102:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manaraby ahy tontolo andro ny fahavaloko.+ Izay maneso* ahy dia mampiasa ny anarako rehefa manozona.
8 Manaraby ahy tontolo andro ny fahavaloko.+ Izay maneso* ahy dia mampiasa ny anarako rehefa manozona.